auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-01-29 06:32:37 -05:00 committed by root
parent 08e9934f2f
commit 12ba48f5f8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Gne fagnatanteraha an'io asa fanompoa io da tsy vitan'gne hoe mahafeno gne raha ilain'e mpino avao. Mitombo avakoa izany ame asa fagnomeza-pisaora an'Andriamanitry maro be. Fa noho gne fitsapa anareo izay voaporofo amin'io asa io, da hagnome voninahitry an'Andrimanitry avakoa anareo ame fankatoava gne fifonahanareo ame filazantsaran'i Kristy. Da hagnome vononahitry an'Andriamanitry avakoa anareo ame fahalala-tagna nareo ame fagnomeza andreo
Gne fagnatanteraha an'io asa fanompoa io da tsy vitan'gne hoe mahafeno gne raha ilain'e mpino avao. Mitombo avakoa izany ame asa fagnomeza-pisaora an'Andriamanitry maro be. Fa noho gne fitsapa anareo izay voaporofo amin'io asa io, da hagnome voninahitry an'Andrimanitry avakoa anareo ame fankatoava gne fifonahanareo ame filazantsaran'i Kristy. Da hagnome vononahitry an'Andriamanitry avakoa anareo ame fahalala-tagna nareo ame fagnomeza ho andreo