2020-01-28 07:46:18 +00:00
|
|
|
Noho izany, satria iay mana izany asa fanompoa izany, sady avy nahazo famindra-po, da kivy iay. Kanefa, tsy nekenay ireo fomba mahamegnatry sy mifiny. Tsy miaigny ame fitaky iay, ary mampiasa gne marin'gne zakan'e Zagnahary. Ame fagnaboha gne marigny, iay da mibeko gne tegnanay
|