tkg_2co_text_reg/04/03.txt

1 line
311 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-28 07:46:18 +00:00
\v 3 Fa raha takofa gne filazantsaranay, izany da ho takofa amin'izay maty raiky avao.\v 4 Ame raha miseho amindreo, gn'andriamanitr'izao tontolo izao da najamba gne say tsy mino indreo. Avy am'izany, tsy afaka magnety gne fahazavan'gne filazantsaran'gne voninahitr'i Kristy indreo, izay taren'n'Andriamanitry.