2020-01-28 10:21:26 +00:00
|
|
|
\v 20 Ka votendry ho mpisolo tegna an'i Kristy iay, mitovy am'gn'alalanay gnagnamboaran'Andriamanitry gne fangiany. Miangavy anareo iay noho i Kristy: ''Mihavagna amin'Andriamanitry!'' \v 21 Naniny tonga soro hoan'gne fahotantsika i Kristy. Izy raiky gne mbola tsy nanota miihitsy. Naniny izany mba ho lasa fahamarignan'Andriamanitry aminazy atsika
|