Mon Mar 16 2020 11:55:09 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-16 11:55:09 +03:00
commit 9a3b181c5a
52 changed files with 112 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Paoly, apostolin'i Jesosy Kristy araky gne didin'Andriamanitry izay mpagnavotry atsika sy i Jesosy Kristsy,\v 2 hoan'i Timoty olo mariny ame finoa: Da fasoava, famindra-po, fiadana avy amin'Andriamanitry Ray sy i Jesosy Kristy Tompotsika.

1
01/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Gne raha nangatako mafy ho aninao raha miala a Makedonia iaho da mipetra ao Efesosy mba hafanao mibeko gne olo sasany tsy hampianatry foto-fampianara hafa. \v 4 Tsy tokony hitandry gne tantara sy tetiara tsisy fiafarany indreo. Indreo da miteraky ady hevitry fa tsy magnampy gne drafitr'Andriamanitry, izay am'gnalalan'gne finoa.

1
01/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Sady gne tajon'gne didy da gne fitiava avy ame fo madio, avy ame feon'e fieritrereta tsara, sady avy ame finoa tsisy fiatsarambelatsy. \v 6 Gne olo sasany da tsy natratry gne tanjony sady tamindreo gne raha hoan'e fandahara zaka molamola.\v 7 Indreo da te ho mpampiana-dalà, nefa indreo da tsy mahazo gne raha zakaigny sy hizingizignindreo. \v 8 Fa atsika da mafantatryfa gne lalàna da tsara raha misy raiky mampiasa anazy ame ara-dalàna.

1
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Atsika da mahalala an'iza, fa gne lalàna da tsy nany hoan'gne olo mariny, fa hoan'gne mpandika lalàna sy gne olo mpagnano ratsy, ho andreo ratsy fagna sy mpanota, sady ho andreo andriamani-diso sy tsy masina. Izany da nany ho andreo zay mamono an'i abany am'endriny, ho andreo mpamono olo, \v 10 ho andreo ratsy fitondra-tegna ara-nofo, ho andreo sodomita, ho andreo mpangalaky olo fôrise mba andevozy, ho andreo mpavandy, ho andreo vavolombelo ne tsy mariny, sady na ino na ino hafa manohitry gne fampianara azo itokisa. \v 11 Io fampianara io da mifagnaraky ame filazantsaran'e voninahitry Andriamanitry izay votahy sy izay nankiny tamina.

1
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Isaorako an'i Jesosy Kristy Tompontsika. Nankahery ana Izy, fa naniny matoky iaho sady notendreny tame fanompoa iaho.\v 13 Iaho da mpizaka ratsy, mpagnenjiky, sady lelahy tia ady. Nefa nahazo famindra-po iaho satria tame tsy fahalala gne namboarako an'iza avy ame tsy finoa. \v 14 Fa gne fasoavan'e Tompotsika gne nampino sy nanagna fitiava tam'i Jesosy Kristy.

1
01/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Ity hafatry ty da azo antoky sy magneva gne fagneke rehetra, fa i Jesosy Kristy da avy tambony tany hagnavotry gne olo mpanota. Iaho gne tena ratsy tam'ireo. \v 16 Fa avy tam'iza antony iza gne namelany heloko, mba am'gn'alalako, gne zakabe indrindra da mety i Jesosy Kristy hagnaboky gne fahareta aby. Nagnano an'iza Izy mba ho ohatry hoan'zay mikiry hatoky anazy hoan'e fiaina mandrakizay. \v 17 Sady hoan'gne mpanjakan'e taona, tsy mety maty, tsy hita maso gne Andriamanitry toka anie gne laza sy voninahitry mandrakizay doria. Amena.

1
01/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Izao didy izao gn'omeko anareo, Timoty zanako, araky gne faminania nany mikasiky anao taloha tagny, fa anao da mety hiady gne ady tsara,\v 19 gne fitazoma gne finoa sy gne feon'e fieritrereta tsara. Tame tsy fagneke an'izany da nisy nagnano sambo gne finoany.\v 20 Akô i Hymeno sy Aleksandro, izay nomeko an'gne Satana mba hampianara andreo tsy hizaka ratsy.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Voloany da nandrisiky iaho fa gne fangataha, gne vavaky, gne fifona, ary gne fisaora da nany hoan'gn'olo aby, \v 2 ho andreo mpanjaka sy hoan'gn'olo ame fahefa, mba afahatsika miaigny am-piadana sy miaigny milamy ame toe-pagna araky an'Andriamanitry sy gne fahendre aby.\v 3 Izany da tsara tsy azo eke akatrefan'e Zagnahary mpagnavotry atsika.\v 4 Gne fagnirianay, mba hovonje aby gn'olo aby sady mba ho tonga say ame fahalala gne mariny.

1
02/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Fa raiky avao gne Andriamanitry, sady raiky avao gne an'Andriamanitry sy gn'olo, da i Jesosy Kristy.\v 6 Izy gne nagnome gn'ainy ho vidim-pagnavota hoangn'olo aby, akô gne fijoroa vavolombelo ame fotoa tokony ho izy.\v 7 Fa am'izany tanjo izany da gne tegnako mitsy gne nany mpitory sy apostoly. Mizaka gne mariny iaho. Tsy ,mivandy iaho. Mpampianatry gne Jentilisa ame finoa sy fahamarina iaho.

1
02/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Noho izany, tiako gne lelahy na aia na aia mba hivavaky sy hampitsanga gne tagna ame fahamasina tsy misy havignira na ame ady. \v 9 Akô izany koa, tiako gne viavy mba hisiky am-pamendrea gne tegnany maontina tsara sady mavofe tegna. Tsy tokony hirongo, na hagnano volamena, na voangy, na akazo lafo vidy. \v 10 Tiako indreo mba hisiky am'izay mety ame viavy izay magnaboky toe-pagna araky an'Andriamanitry am'gn'alalan'e asa tsara.

1
02/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Gne viavy da tokony hianatry am-pangina sady magneky tateraky.\v 12 Tsy avelako hampianatry gne viavy na hampiatra fahefa ame lelah, fa hijano agnaty fahangina avao.

1
02/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa i Adama gne noforony taloa, avy eo da i Eva.\v 14 Adama da tsy vôfitaky fa gne viavy gne vôfitaky tateraky tame tsy fagnara-dalàna.\v 15 Na izany aza da hovonje izy am'gn'alalan'e fiteraha zaza, raha mitohy ame finoa sy fitiava ary fahamasina miaraky ame fampionogna tegna.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Matokia an'ity zaka ity: Raha misy olo raiky magniry gne mpiandrakitry, da magniry asa tsara izy. \v 2 Noho izany da gne mpiandraikitry da tsy maitsy tsy mana-tsigny. Tsy maitsy manam-bady viavy toka izy. Izy da tokotry ahay hanjalanja,hendry, tia filamina, tia mandray olo. Tsy maitsy mahay mampianatry izy.\v 3 Tsy tokotry za-dratsy ame divay izy, tsy te ady, fa tokony ho malemy fagna, feno fiadanam-po. Izy da tsy tokotry ho tia vola.

1
03/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Tokony hitanta gne tokatragnony tsara izy, sady gne zanany da tokony hagneky anazy am-pagnaja tateraky.\v 5 Fa raha tsy mahay mitanta gne tokantragnony izy, akongaia gne hikarakarany gne fiangonan'Andriamanitry?

1
03/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Tsy tokotry ho olo vô niova fo izy, mba tsy hireharehany ka ho lavo ame fagnameloha akô gne devoly.\v 7 Izy avakoa da tsy maitsy tsara laza am'gn'olo ivelany, mba tsy ho lavo agnaty fafam-baraka sy gne fandriky gne evoly.

1
03/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Gne Diakona, da akô izany avakoa da tokony ho mendriky. Indreo da tsy tokotry hisotro divay be lotry na tsy mafatatry gne antognony ame hany. \v 9 Tokony hitazo gne fahamarinan'e finoa nambara miaraky ame feon'e fieritrereta madio.\v 10 Indreo avakoa da tokony ho sedray mialoa, avy eo da tokony hanompo satria tsy mana-tsigny indreo.

1
03/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Gne viavy koa da tokony ho mendriky akô izany. Tsy tokony ho mpagnendrikendriky indreo. Tokony hahay handanjalanja sady matoky ame raha aby. \v 12 Indreo Diakona da tokony hanam-bady viavy toka. Tsy maitsy mitanta gne zanany tsara sy gne tokantragnony indreo.\v 13 Fa izay nanompo tsara da handray gne laza tsara sy fatokisa zakabe ame finoa hoan'e tegnandreo izay ao am'i Jesosy Kristy.

1
03/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Manoratry ity raha ity aminao iaho, sady magnenta gne ho avy agny aminao aho. \v 15 Fa raha tara iaho da manoratry am'izay lalanareo gne fitondra gne tegna ame tragnon'Andriamanitry, izay eglizin'Andriamanitry velo, ilay vato fehizoro sy fiorenan'e fahamarina.

1
03/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Tsy azo tsika andana gne fahamarina izay nambara araky an'Andriamanitry da zakabe: ''Izy da niboda tame aigny, nohamariny tame Fagna, hitan'gn'anjely, nambara tame firene rehetra ka ninoan'izao tontolo izao, sady nasandratry tamim-boninahitry.''

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 3

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Amizao da mizaka mazava tsara gne Fagna fa ame fotoa hafara agny da hiala ame finoa olo sasany ka mitandrema tsara evao\v 2 ame fagna mpamitaky sy gne fampianaran'gne devoly ame fiatsarambelatsin'e mpavandy. Fa vomariky ame vy may gne feon'e fieritreretandreo.

1
04/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Ho sakanandreo izay manambady sy izay mihina gne hany noforognin'e Zagnahary ho zaray miaraky ame fisaora amindreo izay mino sy izay malala gne mariny.\v 4 Fa gne raha aby izay noforonin'e Zagnahary da tsara. Tsisy handana gne raha nalaitsika tame fisaora.\v 5 Fa nohamasiny tame zakan'Andriamanitry sy tam'gne vavaky iza.

1
04/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Raha apetrakareo agnoloan'e ralah ieo raha ireo da ho mpanompo tsaran'i Jesosy Kristy anareo. Fa notezay tame finoa sy tame fampianara tsara izay naranareo anareo.\v 7 Fa lavo gne tafasiry tantarain'e ragnavavy. Fa tarionhagnome voninahitry an'Andriamanitry gn'ainareo.\v 8 Fa gne aigny hofagny ga kidy evao gn'azo ampiasay, nefa hampiasay ame raha rehetra gne toetry araky an'Andriamanitry. Mitazo gne fampagnategna am'ity fiaina amizao ity sy gne fiaina hoavy.

1
04/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Ity hafatry ity da tokony atokisa sy mendriky gne fahafenoa ne fagneke.\v 10 Fa noho izany da hiady sy hiasa mafy atsika. Fa matoky an'Andriamanitry velo atsika, izay Mpagnavotry gne olo rehetra, indrindra gne olo mino.

1
04/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Ambarao sy ampenaro ireo raha ireo.\v 12 Aleo tsy hisy olo hagnano tsinotsino gne fahatanora. Fa aleo ho ohatry hoan'e mino, ame fizaka, fitondra-tegna, fitiava, finoa ary fahadiova.\v 13 Mandra pevisako da tohizo gne famakia, gn fagnanara, sy gne fampianara.

1
04/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ka hanitsinontsino gne fagnomezam-pahasoava izay aminao ao, izay nome anao tame gn'alalan'gne faminania, niaraky tame gne fametrahan-tagna gne loholo.\v 15 Tandremo io raha io. Magnekea ho ame dreo, mba hohita gn'olo rehetra gne fandrosoanao. \v 16 Tandremo tsara gne tegnanao sy gne fampianara. Tohizo io raha io. Fa raha magnano an'io, da ho vonjenao gne tegnanao sy ndreo izay miteno anao.

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 4

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ka maseky ame rangaha. Fa anaro mitovy ame ray izy. Anaro mitovy ame rahalaha gne kitabo. \v 2 Anaro mitovy am'endrinao gne rangavavy, sady gne viavy tanora anio mitovy am'anakavy ao ame gne fahadiova rehetra.

1
05/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Magnajà gne mpitondrategna, gne tena mpitondrategna. \v 4 Fa raha manan-janaky na zafy gne mpitondrategna raiky, da avelay indreo hianatry hampiseo fagnaja ame gne tokantragnony. Lonoky indreo mba hamaly babe an'i aba am'endry, satria ankasitrahan'Andriamanitry izany.

1
05/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Fa gne tena mpitondrategna da avela ho raiky. Mametraky gne fitokia am'Andriamanitry izy. Mipetraha avao ame fangataha sy vavaky andro aman'aly. \v 6 Na izany, gne viavy izay miahy ho an'gne fahafinareta da maty, na da mbola velo izy.

1
05/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Torio izany raha izany mba tsy anagnandreo tsigny. \v 8 Fa raha misy olo tsy magnome ho an'gne havany akaiky, indrindra gne hagnaty gne tokatragnony, da nandà gne finoa izy sady ratsy lavitry noho gne tsy mpino.

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Hosorata ho mpitondrategna gne viavy izay tsy latsaky gn'enimpolo tao, viavy raiky izay vadin'gne lehilaha raiky. \v 10 Tokony ho fantatry noho gne asa tsara izy, na nikarakara gne zaza, na koa nampiantragno gne mpivahiny, na nanasa gne tomboky gne mpino, na nagnameva gne ory, na nanolo-tegna tame asa tsara rehetra.

1
05/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Fa ho an'gne mpitondrategna mbola tanora, da aza magneky gne hanoratry andreo hagnaty lisitry. Fa raha mandefitry gne sitra-pon'e gnay hanohitry an'i Kristy indreo sady te hanambady. \v 12 Amizay indreo mahazo fagnameloha satria namadiky gne fanolorantegnany voloany. \v 13 Ka lasa malay koa indreo mandeandea mitety tragno. Tsy da hoe lasa zatry malay evao indreo, fa da lasa mpidiny roho sy te ady avakoa. Mizaka raha zay tsy tokony ho rohony indreo.

1
05/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Avy am'iza da tiako hanambady gne viavy mbola tanora, hiteraky, hikarakara tokatragno, amizay mba tsy magnome vaha gne favalo hagnisy tobotiky anay ho nagnano ratsy.\v 15 Fa gne sasany efa nivily sahady hagnaraky an'e devoly. \v 16 Raha misy viavy mino mana olo mpivanotry, aoky izy mba hagnampy anddreo, mba tsy hagnavesatry gne fiangona, mba ahafaha magnampy gne tena mpivanotry mariny.

1
05/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Aoky gne loholo izay manampahefa tsara ho raisy sy home voninahitry indroa an'gnan'olo, indrindra izay miasa miaraky ame zaka sy ame fampianara.\v 18 Fa hoy gne soratra masy: ''Tsy tokony tsy tokotry ho fehezinareo gne vavan'gn'aomby raha mbola mambotry voa izy'' sady koa: ''Gn empiasa da tokony home karama.''

1
05/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Ka mangala fagnisia tobotiky manohitry gne loholo raha tsy misy vavolombelo roy na telo. \v 20 Ampahitsio agnatrehan'olo aby gne mpanota mba hatahotry gne sasany magnety.

1
05/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Didiko mafy anao akatrefan'e Zagnahary sy akatrefan'i Jesosy Kristy ary gn'anjely vofidy, mba hitazoma gne didy tsy misy fitsaratsara sady mba tsy hagnamboara na ino na ino ame fandanaia. \v 22 Ka meky mametra tagna amin'ia na ia. Ka miaraky ame fahotan'olo hafa. Tokony ho tazominareo gne tegnanareo mba hadio.

1
05/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Tokony tsy hindrano esana anareo. Fa tokony hangala divay kidikidy anao hoan'e vavony sy gn'aretinao matetiky miboky. \v 24 Gne fahotan'olo sasany da lala miharihary, sady indreo da mandea aloha ame fitsara. Fa gne fahota sasany da magnaraky avy afara.\v 25 Akô izany koa, misy asa tsara fantatry mibaribary, nefa gne sasandry ndreky tsy azo afeny.

1
06/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Aoky gne olo aby izay ambanin'e zioga akô andevo mba hagnaja gne tompony. Indreo dda tokony hagnano an'iza mba tsy hirohonan'olo ratsy gne agnaran'Andriamanitry sy gne fampianara.\v 2 Gne andevo izay mana tompo mino da tsy tokony hagnano tsinotsino andreo satria mpirahala aminazy. Fa indreo da tokony hanompo andreo fezaifezay. Fa gne tompondreo reo da nampia tame asandreo da mpino tokony ho tiavy. Ampenaro sady ambaray ireo raha ireo.

1
06/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Heritrereto fa gne olo da ramose ame fomba hafa sady magneky gne fagnambaratsika ara-pinoa, izay norohonin'i Jesosy Kristy Tompotsika. Heritrereto fa indreo da tsy magneky gne fampianara izay minday agny ame toetry araky an'Andriamanitry.\v 4 Izany olo iza da mireareha sady tsy mahalala na ino na ino. Fa izy da mola ne ady hevitry sy gne fandresen-dahatry momba gne raha norohony. Izany roho iza da miteraky fialogna, fanevateva, fagnahia ratsy, \v 5 sady gne fiadia am'ireo olo maloto fisaigna. Miala ame mariny indreo. Mieritreritry izy fa gne toetry arakan'Andriamanitry gne fomba havisa ho mpana-kare. [Fagnamaria: Gne fandika sasany taloha da magnampy hoe: ''Miala ame raha akô iza.'' Fa gne fandika taloha tsara da tsy magnampy an'iza.]

1
06/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Sady gne toetry araky an'Andriamanitry miaraky ame fahafaham-po da tombony zakabe. \v 7 Satria atsika da tsy ninday na ino na ino am'izao tontolo izao. Tsy havita hinday na ino na ino atsika.\v 8 Fa aoky atsika ho afa-po ame hany sy gne fisikina.

1
06/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Sady izay te ho mpana-kare da latsaky agnaty fakam-pagna, agnaty fandriky. Latsaky tagnaty hamola sy gne sitrapo mampidi-doza maro indreo, sady koa gne hafa mandetiky gne olo ame faharava sy ame fandringagna.\v 10 Satria avy am'ireo karazan-draha ratsy ireo gne fitiavam-bola. Gne olo sasany izay magniry iza da efa navily niala tame finoa sady nagnotsiky gne ainy tame fizalia zakabe

1
06/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Fa anao, ry lelahan'ANdriamanitry, milefasa an'ireo raha ireo. Miezaha mitady gne fahamarina, gne toetry araky an'Andriamanitry, gne fahatokisa, gne fitiava, gne fahareta ary gne hatsara-pagna.\v 12 Miadia gne ady tsaran'e finoa. Tazomy gne fiaina mandrakizay fa am'iza gne nangia anao. Iza da mikasiky gne nitsangananao vavolombelo am'gne inoanao takatrefan'e vavolombelo maro tame tsara.

1
06/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Iaho da magnome anao iza didy iza eto akatrefan'Andriamanitry, izay nahavy gne raha aby ho velo, sady akatrefan'i Jesosy Kristy, izay niroho gne mariny takatrefan'i Pontio Pilato:\v 14 Ekeno tsara gne didy, tsy mana-tsigny, mandra-piboan'e Tompotsika Jesosy Kristy.

1
06/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Andriamanitry da magnaboky gne fisehoany ame fotoa tokonyho izy- Andriamanitry , izay raiky izay notahy, izay hery toka, izay Mpanjaka manjaka, ary Tompo mpanapaky.\v 16 Izy raiky avao gne mana gne tsy fahafatesa sady mipetraky ame hazava tsy azo hagnatogna. Tsy misy olombelo mahita anazy na afaky magnety Anazy. Anazy anie gne voninahitry sy gne hery mandrakizay. Amena.

1
06/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Izakay gne mpana-kare am'izao tontolo izao mba tsy hirehareha, sy magnategna gne hare, izay tsy azo antoky. Fa tokony hagantegna an'Andriamanitry indreo. Magnome atsika gne hare mariny aby Izy mba hifaliatsika. \v 18 Hizakay indreo mba hagnano gne tsara, mba hana-kareame asa tsara, mba alala tagna, sady vono hizara ame hafa. \v 19 Am'iza fomba izany, da ho ekenindreo gne fototry tsara an'e tegnany ame ho avy, ka hifetitry gne tegna fiaina.

1
06/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 O Timoty, aroy izay nome anao. Hialao gne roho molamola sy gne fandresen-dahatry mifanohitry momba gne fangia diso gn'am'hoe fahalala. \v 21 Gne olo sasany da magnambara izany raha izany ka da tsy natadidy gne finoany indreo. Ho aminareo anie gne fahaoava.

1
06/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 6

View File

@ -2,7 +2,11 @@
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
<<<<<<< HEAD
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the full license found at http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/.
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> 2afff1c67ab91ff34805121cb18df5418557b635
### You are free to:
@ -25,5 +29,8 @@ The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license term
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
>>>>>>> 2afff1c67ab91ff34805121cb18df5418557b635

View File

@ -32,6 +32,59 @@
}
],
"parent_draft": {},
"translators": [],
"finished_chunks": []
"translators": [
"MAD132"
],
"finished_chunks": [
"01-title",
"01-01",
"01-03",
"01-05",
"01-12",
"01-09",
"01-15",
"01-18",
"02-title",
"02-01",
"02-05",
"02-08",
"02-11",
"02-13",
"03-title",
"03-01",
"03-04",
"03-06",
"03-08",
"03-11",
"03-14",
"03-16",
"04-title",
"04-01",
"04-03",
"04-06",
"04-09",
"04-11",
"04-14",
"05-01",
"05-03",
"05-05",
"05-07",
"05-09",
"05-11",
"05-14",
"05-17",
"05-19",
"05-21",
"05-23",
"06-title",
"06-01",
"06-03",
"06-06",
"06-09",
"06-11",
"06-13",
"06-15",
"06-20",
"06-17"
]
}