auto save

This commit is contained in:
MAD132 2020-02-10 11:29:50 -05:00 committed by root
parent 807bcfacc3
commit 6f54c0ec18
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Andriamanitry da magnaboky gne fisehoany ame fotoa tokonyho izy- Andriamanitry , izay raiky izay notahy, izay hery toka, izay Mpanjaka manjaka, ary Tompo mpanapaky. Izy raiky avao gne mana gne tsy fahafatesa sady mipetraky ame hazava tsy azo hagnatogna
Andriamanitry da magnaboky gne fisehoany ame fotoa tokonyho izy- Andriamanitry , izay raiky izay notahy, izay hery toka, izay Mpanjaka manjaka, ary Tompo mpanapaky. Izy raiky avao gne mana gne tsy fahafatesa sady mipetraky ame hazava tsy azo hagnatogna. Tsy misy olombelo mahita anazy na afaky magnety Anazy. Anazy anie gne voninahitry sy gne hery mandrakizay. Amena.