Fri Jan 24 2020 15:40:30 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 15:40:31 -05:00
commit c32d2192fe
8 changed files with 21 additions and 2 deletions

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Noho izany, raha tsy afaky niaritry izany esanaky iahay, da nieritreretinay fa tsara gne midoboky raiky tao Atena.\v 2 Nandefa an'i Timoty iahay, rahalahinay sy mpiara-miasa ho an'Andriamanitra ao amè filazantsaran'i Kristy, mba hanamafy sy hampahery mikasiky gne finoanareo. [fagnamariahagny: Gne dikan'e zaka sasany hafataloha da mivaky hoe:" Nandefa an'i Timoty iahay, rahalahinay ary mpanompon'Andriamanitra amè filazantsaran'i Kristy."] \v 3 Naninay izany mba tsy hisy olo taitry noho io fahoria io. fa gne tegnanareo da mahafantary fa izany gne nitendrea antsika.

1
03/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Marina mihintsy , raha niaraka taminareo iahay, da nizaka taminareo mialoha fa isika da tsy maintsy hampijalia, ary da niboda izany, araky gne fantatrareo. \v 5 Noho izany, antony izany, raha tsy nahadigny izany esanaky iaho, da nagniraky mba hafatarako gne finoanareo. Angamba gne mpangala fagnahy efa nangala fagnahy enareo, da tsy ho misy dikany gne asantsika.

1
03/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Fa avy taty aminay avy tagny aminareo i Timoty ary ninday gne vaovao mahafalin' gne finoa sy gne fitiavanareo ho anay. Nizàka taminay izy fa enareo da mana fahatsiarovana tsarenay avao,ary enareo da magniry mafy e hagnety anay mitovy ame fagnirianay hagnety anareo. \v 7 Noho izany , ry rahalahy, iahay da nampaherezinareo nohon' gne finoanareo, tao agnatin' gne fitebiteby sy gne fijalia maro.

1
03/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Fa androany kosa da velo iahay, raha milipy mafy am' Tompo anareo. \v 9 Fa fisaora magnano akôry gne azonay omè an' Andriamanitra momba anareo, fa instincts tamè fifalia rehetra izay anagnanay teo agnatrehan' Andriamanitray noho gn'aminareo? \v 10 Mivavaky mafy andro aman'aly iahay mba ahita gn'endrikareo sy hagnome izay tsy ampy eo amè finoanareo.

1
03/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Gn' Andriamanitra Iabatsika datò, ary Jesosy Tompontsika anie, hagnitsy gne lalanay ho aminareo.\v 12 Gne Tompo gne hampitombo sy hampandroso amè fifankatiavanareo amè olo-kafa sy gne olon-drehetra, mitovy gne amboarinay aminareo avaokoa. \v 13 Izy anie hagnamafy gne fonareo, ka tsy hanatsigny amè fahamasigna indreo agnatrehan' Andriamanitry Iabatsika, fa indrindra amè fevian'i Jesosy Tompontsika miaraky ame masigny agnaby.

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
toko faha 3

View File

@ -1,6 +1,7 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -13,6 +14,8 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
>>>>>>> d9d5f9ad3c594f88d2d1e241e7e3f78725c6833a
=======
>>>>>>> 676cc09d09f1d8caa350ea7f2877711f318de31e
=======
>>>>>>> c0447349a73c4badfcc3da16f4ef9e2b99943bea
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -42,8 +45,11 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> 26a726578d0b5f35cd30f7a9241203ef97cf69aa
=======
>>>>>>> d9d5f9ad3c594f88d2d1e241e7e3f78725c6833a
=======
>>>>>>> 676cc09d09f1d8caa350ea7f2877711f318de31e
=======
>>>>>>> c0447349a73c4badfcc3da16f4ef9e2b99943bea

View File

@ -35,7 +35,8 @@
"translators": [
"MAD133",
"MAD136",
"MAD134"
"MAD134",
"MAD135"
],
"finished_chunks": [
"04-01",
@ -65,6 +66,12 @@
"01-02",
"01-04",
"01-06",
"01-08"
"01-08",
"03-01",
"03-04",
"03-06",
"03-08",
"03-11",
"03-title"
]
}