|
Fa noho ity gne ningia anao, satria Kristy evakoa da nijaly ho anao. Nagnavela ohatry ho anao Izy mba hagnaraha gne lalany. Tsy nagnota Izy, na hoe nisy fitaky teo am-bavany. Raha nizaka ratsy Izy, da tsy mba namaly ratsy. Rehefa nijaly Izy, da tsy nagnano vavabe |