tkg_1pe_text_reg/01/20.txt

1 line
298 B
Plaintext

\v 20 Vofidy talohan'gne nananga an'izao tontoloizao Kristy, fa amizao da tamy gne fotoa farany gne nagnambarà Enazy taminareo. \v 21 Amign'alalny gne hinoanareo an'Andriamanitra, izay nananga enazy tamè maty sy tamy gne nomeny vononahitry mba ho ao amin'Andriamanitra gne finoa sy fatokianareo.