\v 7 ne voninahitry noho izay da ho anao izay mino. Kanefa, "gne vato narian'gne mpananga tragno, izay da majary lohan'e tsangambato"-\v 8 ary, vato misaka sy vatolampy mahalavo. Valaky indreo, tsy nagneky gne zaka, izay votoka ho andreo evakoa.