|
\v 24 Fa "gne nofo agnaby da mitovy amy gn'ahitra, ary gne vononahitriny da mitovy amè voninkazon'e gn'ahitry. Maigny gn'ahitry, ary malazo gne voninkazo, \v 25 fa gne zakan'ny Tompo da mimpetraky mandrakizay. "Izany gne vaovao mahafaly izay nambara taminareo. |