tkg_1pe_text_reg/05/05.txt

1 line
415 B
Plaintext

\v 5 Akoizany koa, enareo tanora fagnahy, magneke gn'olom-be. Enareo agnaby, iseo faendren-tegna gne tegnanareo ary mifanompoa. Fa Andriamanitra manohitry gne mpirehareha, fa magnome fahasoava gne mpanendry tegna. \v 6 Noho izany manendre tegna eo ambanin'e tagna-maherin'Andrimanitra mba hanandratany anareo amin'izany fotoa izany. \v 7 Apetray eo aminazy gne fagnahanareo agnaby, satria Izy gne magnampy enareo.