tkg_1pe_text_reg/05/01.txt

1 line
633 B
Plaintext

\v 1 Magnanatry gne loholo aminareo iaho, izay loholo nama. Iao evakoa da vavolombolon'gne fijalian'i Kristy, ary mpikamba ao amè voninahitry izay efa haseho evakoa. \v 2 Noho izany, magnanatry anareo iaho, ry loholo, diaso gne ondrin' Andriamanitra izay eoaminareo. Araho maso izy iregne, tsy amè fahapitsapitsa, fa amy gne sitraponareo, araky gne sitrapon' Andriamanitra. Araho maso izy iregny, tsy amè vola maloto, fa an-tsitrapo. \v 3 Kamanjakazaka amè gn'olo izay tandremanareo. Fa, ôka ho fitaratry ho an'e gn'ondry. \v 4 Ary raha miboda gne loholon'gne mpiamby ondry, da hahazo satro-boninahitry tsy mety simba enareo.