tkg_1pe_text_reg/04/01.txt

1 line
328 B
Plaintext

\v 1 Noho izany, satria nijaly tamè nofo i Kristy, da amboaro fiadanan'gne tegnanareo izany tanjona izany. Fa izay nijaly agnaby tamy gne nofo da nijano tamè fahota. \v 2 Vokatr'izany, gn'olo mitovy am'izany, mandritry gne fotoa sisa hiaignany, da tsy hiaigny ho an'e fagnirian'olo esanaky, fa ho an'e sitrapon'Andriamanitra.