tkg_1pe_text_reg/03/10.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 10 "Gne raiky izay te hakamamy gne fiaina sy te hahita andro tsara dia tokony hagnajano gne lelany amè ratsy sy gne molotrony amin'gne fizaka fitaky. \v 11 Ôka izy hiala amy gn'any hoe ratsy ary agnambotry izay tsara. Ôka izy hitadia fiadana sy hitaky izany. \v 12 Gne mason'ny Tompo mahita gne marigny, ary gnesofiny maharè gne fangatahandreo. Fa gne tarehin'ny Tompo da mandà gne magnano ratsy.