|
\v 7 Akoizany koa, enareo lelahy da tokony miaigny miaraky amè vadinareo araky gne fahazavan-tsay, mitovy ame fanaka malemy, gne viavy. tokony omenareo voninahitra indreo akoy gne mpiara-mandova gne fagnomezan'ny fiaina. Amboaro izany mba tsy ho vobaha gne vavakareo. |