tkg_1pe_text_reg/01/03.txt

1 line
449 B
Plaintext

\v 3 Ho tahy gn'Andriamanitra sy Rain'i Jesosy Kristy Tompotsika. Tamè famindram-pony, gne nagnomezany antsika fahateraha vaovao ho anè fahatokisan'gne lova. Izany lova zany da tamigne maty. \v 4 Izay da ho an'ny lova izay tsy ho faty, tsy ho simba, ary tsy ho levo. Izany da voatoka ho anareo agny an-dagnitry. \v 5 Enareo da arovany gnerin'Andriamanitra amè gnalalan'gne finoa, ho an'e famonjena izay efa vonogny ho ambara amè fotoa farany.