\v 6 ena ravoravo mikasiky enizany enareo, ndre da ilainareo gne hahatsiaro malahelo amè gn'olo maro samy hafa amizao fotoa zao. \v 7 Izany da ho an'gne fagnaporofoa gne finoanareo, izay sarobidy miôtry gne volamena izay simba, ndre da notsapay tamè gn'afo. Miboda izany mba ho hita gne vokatry gne finoanareo amy gne fidera, voninahitry, ary haja amè gnisehan'i Jesosy Kristy.