\v 11 Indreo da nitadia gne hahafantatry momba gne hoe ia sy ovia gne Fagnahin'i Kristy ao amindreo gne zakany tamindreo. Izany da niseo akoigne nozakainy endreo mialoha momba gne fijalian'i Kristy sy gne voninahitry magnaraky enizany. \v 12 Nambara tamindreo izany mba tsy hanompo gne tegnany indreo, fa enareo, raha nizaka gne rahà izay voazaka taminareo androany indreo tamy gn'alalan'gne izay nitory gne filazantsara taminareo tamè gnalalan'gne Fagnahy Masina nalefa avy agny an-dagnitra--rahà izay tiany gn'anjely ho fantatry.