auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-01-30 04:56:05 -05:00 committed by root
parent a4b1a6b93a
commit e2227e5dd6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa gne tsiraikiraiky aminareo da nandray fagnamezam-pahasoava, ampiasao hifanompoa izany. Magnamboara izany akoy gne mpitan-draharahan'e fagnomezam-pahasoava maro tsy andovavam-bola an'Andriamanitra. Raha misy mizaka, ôka izy hagnano izany akoy gne raiky mizaka gne zakan'Andriamanitra. Raha misy manompo, ôka izany ho avy amy gn'hery izay vatsian'Andriamanitra. Magnamboara enio rahà io mba homem-boninahitry amè gn'alalan'i Jesosy Kristy amy gne fomba agnaby Andriamanitra. Ôka
Fa gne tsiraikiraiky aminareo da nandray fagnamezam-pahasoava, ampiasao hifanompoa izany. Magnamboara izany akoy gne mpitan-draharahan'e fagnomezam-pahasoava maro tsy andovavam-bola an'Andriamanitra. Raha misy mizaka, ôka izy hagnano izany akoy gne raiky mizaka gne zakan'Andriamanitra. Raha misy manompo, ôka izany ho avy amy gn'hery izay vatsian'Andriamanitra. Magnamboara enio rahà io mba homem-boninahitry amè gn'alalan'i Jesosy Kristy amy gne fomba agnaby Andriamanitra. Ôka ho an'i