auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-01-29 03:22:19 -05:00 committed by root
parent dd02b8fb45
commit ca26cf453a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa enao da olom-bofidy, mpisoron'gne mpanjaka, firenena masina, olo ho an'e fanagnan'Andriamanitra, mba ho afaky hagnambara gne hatsaran'gne asan'gne raiky izay nangaiky enao avy tao amè mizy ho ao amè hazava mahagaga enao. Taloha enao tsyy olo, kanefa amizao enao da olon'Andrimanitra. Tsy nangala famindram-po enao, fa androany enao nangala famindram-po.
\v 9 enao da olom-bofidy, mpisoron'gne mpanjaka, firenena masina, olo ho an'e fanagnan'Andriamanitra, mba ho afaky hagnambara gne hatsaran'gne asan'gne raiky izay nangaiky enao avy tao amè mizy ho ao amè hazava mahagaga enao. \v 10 Taloha enao tsyy olo, kanefa amizao enao da olon'Andrimanitra. Tsy nangala famindram-po enao, fa androany enao nangala famindram-po.