From c25927e98dcacdb391590e691cf1e76d824c12e3 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD135 <> Date: Thu, 30 Jan 2020 04:56:05 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 04/10.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/04/10.txt b/04/10.txt index e27806d..0f839a2 100644 --- a/04/10.txt +++ b/04/10.txt @@ -1 +1 @@ -Fa gne tsiraikiraiky aminareo da nandray fagnamezam-pahasoava, ampiasao hifanompoa izany. Magnamboara izany akoy gne mpitan-draharahan'e fagnomezam-pahasoava maro tsy andovavam-bola an'Andriamanitra. Raha misy mizaka, ôka izy hagnano izany akoy gne raiky mizaka gne zakan'Andriamanitra. Raha misy manompo, ôka izany ho avy \ No newline at end of file +Fa gne tsiraikiraiky aminareo da nandray fagnamezam-pahasoava, ampiasao hifanompoa izany. Magnamboara izany akoy gne mpitan-draharahan'e fagnomezam-pahasoava maro tsy andovavam-bola an'Andriamanitra. Raha misy mizaka, ôka izy hagnano izany akoy gne raiky mizaka gne zakan'Andriamanitra. Raha misy manompo, ôka izany ho avy amy gn'hery izay vatsian'Andriamanitra. Magnamboara \ No newline at end of file