auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-01-30 10:02:49 -05:00 committed by root
parent e2ce9bec72
commit 5326190519
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 \v 7 Akoizany koa, enareo tanora fagnahy, magneke gn'olom-be. Enareo agnaby, iseo faendren-tegna gne tegnanareo ary mifanompoa. Fa Andriamanitra manohitry gne mpirehareha, fa magnome fahasoava gne mpanendry tegna. Noho izany manendre tegna eo ambanin'e tagna-maherin'Andrimanitra mba hanandratany anareo amin'izany fotoa izany. Apetray eo aminazy gne fagnahanareo agnaby, satria Izy gne magnampy enareo.
\v 7 \v 5 \v 6 Akoizany koa, enareo tanora fagnahy, magneke gn'olom-be. Enareo agnaby, iseo faendren-tegna gne tegnanareo ary mifanompoa. Fa Andriamanitra manohitry gne mpirehareha, fa magnome fahasoava gne mpanendry tegna. Noho izany manendre tegna eo ambanin'e tagna-maherin'Andrimanitra mba hanandratany anareo amin'izany fotoa izany. Apetray eo aminazy gne fagnahanareo agnaby, satria Izy gne magnampy enareo.