\v 18 ntatrareo fa tsy avy tamè volafotsy na volamena mety levogny gne nagnavota anareo tamè gne fitondran-tegna mola izay nianaranareo tamy gne razanareo. \v 19 Fa, navota tamè rà sarobidin'i Kristy enareo, izay akoie gne zanak'ondry tsy misy kilema na tsigny.