tkg_1jn_text_reg/04/19.txt

1 line
419 B
Plaintext

\v 19 Mitia isika satria Andriamanitra nitia antsika volahany. \v 20 Raha misy olo mizaka hoe:"Tiako Andriamanitra" nefa malay gne rahalahany, da mpavandy izy. Fa gne raiky izay tsy mitia gne rahalahany, izay hitny, da tsy afaka gne hitia an'Andriamanitra,izay tsy hitany. \v 21 Ary, izany evakoa gne didy izayanagnantsika avy aminazy: Ndre ia ndre ia mitia an'Andrimanitra da tsy maintsy mitia gne rahalahany evakoa.