1 line
380 B
Plaintext
1 line
380 B
Plaintext
\v 24 Fa ho anareo, ôka izay renareo hatramy gne fanomboany hipetraky ao aminareo. Raha izay renareo hatramè fanomboany gne mimpetraky ao aminareo, da hipetraky ao ambon'ny Zanaka sy so amin'ny Ray evakoa enareo. \v 25 Izany gne fampagnantegna nomeny antsika: da gne fiaina mandrakizay. \v 26 Efa nanoratra izany ho anareo iaho momban'io izay hinday anareo amy gne lalan-diso. |