1 line
444 B
Plaintext
1 line
444 B
Plaintext
\v 4 Gne mizaka hoe:" Mahafantatry an'Andriamanitra iaho"' fa tsy mitandrina gne didiny, da mpavandy, ary gne marigne da tsy ao aminazy. \v 5 Fa na ia na ia mitandrina gne zakany, marigny dato, da ao amizany olo zany gne nagnatanteraha gne fitiavan'Andriamanitra. Amizany gne ahafantarantsika fa ao aminazy isika. \v 6 Gne raiky izay mizaka fa mimpetraky ao amin'Andriamanitra da tokony andeha evakoa izy akoy gne nandehanan'i Jesosy Kristy. |