tkg_1jn_text_reg/05/13.txt

1 line
479 B
Plaintext

\v 13 Efa nanoratry ity rahà ity ho anareo aho mba hahafantaranareo fa mana gne fiaina mandrakizay enareo- ho anareo izay mino gn'agnaran'e Zanak'Andriamanitra. \v 14 Akoizany evakoa, izao gne fifagneke izay anagnatsika eo agnatrehany, fa na ino na ino angatahantsika araky gne sitrapony, damiteno antsika Izy. \v 15 Akoizany evakoa. raha fantantsika fa miteno antsika Izy-na ino na ino angatahantsika Aminazy- da fantantsika fa azontsika agnaby izay nangatahantsika taminazy.