tkg_1jn_text_reg/05/09.txt

1 line
489 B
Plaintext

\v 9 Raha magneky gne fitsangana vavolombolon'gn'olo isika, da ho zakabe kokoa gne fitsangana vavolombelon'Andriamanitra. Fa gne fitsangana vavolombelon'Andriamanitra da izao: izy da mitsanga vavolombelo mikasiky gne Zanany. \v 10 Ndre ia ndre ia mino gne Zanak'Anrdiamanitra da mana fitsangana vavolombolo ao amin'izy tegnany. Izay tsy mino an'Andriamanitrada magnano Enazy ho mpavandy, satria izy da tsy nino gne fitsangana vavolombelo izay efa nomen'Andriamanitra mikasiky gne Zanany.