tkg_1jn_text_reg/05/01.txt

1 line
403 B
Plaintext

\v 1 Ndre ia ndre ia mino fa i Jesosy gne Kristy da naterak'Andriamanitra, ary ndre ia ndre ia tia gny Ray evakoa da tia gne zanaka naterany. \v 2 Noho izany gne ahafantarantsika fa tiantsika gne zanak'Andriamanitra:raha tia an'Andriamanitra sy magnatanteraky gne didiny isika. \v 3 Satria izany gne fitiava ho an'Andriamanitra: da gne hagnatanterahantsika gne didiny. Ary gne didiny da tsy mavesatry.