1 line
721 B
Plaintext
1 line
721 B
Plaintext
\v 1 Ry malala, ka mino gne fagnahy agnaby. Fa, mitsapa gne fagnahy mba hahita fa avy amin'Andriamanitra izy io, satria mpaminany sandoky maro gn,efa niala tamizao tontolo izao. \v 2 Amizany gne ahafantaranareo gne Fagnahin'Andriamanitra-gne fagnaha agnaby izay magneky fa i Jesosy Kristy izay tonga nofo da avy amin'Andriamanitra, \v 3 ary gne fagnahy agnaby izay tsy magneky fa Jesosy da tsy avy amin'Andriamanitra. Da izany gne fagnahin'gn'antiKristy, izay efa renareo an-tany. [Fagnamariha: misy dikazaka taloha sasany da midika hoe:"Ary gne fagnahy agnaby izay tsy magneky fa Jesosy tonga nofo da tsy avy amin'Andriamanitra. Izany da fagnahin'gn'antiKristy, izay efa renareo fa ho avy, ary amizao da efa an-tany."] |