tkg_1jn_text_reg/03/23.txt

1 line
362 B
Plaintext

\v 23 Akoizao gne didy: tokony mino gn'agnaran'e Zanany Jesosy Kristy ary mifankatia isika, akoy gn'efa nagnomezany antsika izany didy izany. \v 24 Gne raiky izay mifetsa gne didin'Andriamanitra da mipetraky ao aminazy, ary andriamanitra mipetraky ao aminazy. Amizany gne hahafantarantsika fa izy da mipetraky ao amintsika, amy gne Fagnahy izay nomeny antsika.