tkg_1jn_text_reg/03/19.txt

1 line
495 B
Plaintext

\v 19 Avy amizany gne hahafantarantsika fa avy amè fahamarigna isika, ary mampatoky gne fontsika eo agnatrehanysika. \v 20 Fa raha magameloky antsika gne fontsika, Andriamanitra da zakabe noho gne fontsika, ary mahafantatry gne rahà agnaby Izy. \v 21 Ry malala, raha sy magnameloky antsika gne fontsika, da mana fatokisa amin'Andrimanitra isika. \v 22 Ndre ino ndre ino angatahantsika da ho azontsika avy aminazy, satria isika mitandry gne didiny sy magnano izay ankasitraha eo agnatrehany.