tkg_1jn_text_reg/03/04.txt

1 line
334 B
Plaintext

\v 4 Izay magnota agnaby da magnano izay tsy ara-dalàgna; fa gne fahota da tsy ara-dalàgna.\v 5 Enareo da mahafantatry fa i Kristy da nambara mba hangala gne fahota, ary ao aminazy da tsy misy fahota. \v 6 Tsy misy olo izay mipetraky ao aminazy ka mbola hagnota koa. Tsy misy olo mbola magnota nahita enazy na nahafantatry enazy.