tkg_1jn_text_reg/02/12.txt

1 line
590 B
Plaintext

\v 12 Manoratry ho anareo iaho, ry naka malala, satria gne fahotanareo da vovela nohon'gn'agnarany. \v 13 Manoratry ho anareo iaho, ry ray, satria fantatrareo gne raiky avy amy gne fanomboany. Manoratry ho anareo iaho, ry zatovo, satria noresinareogne ratsy. Efa nanoratry ho anareo iaho, ry zaza madinikay, satria enareo da mahafantatry gne Ray. \v 14 Efa nanoratry ho anareo iaho, ry ray, satria fantatrareo gn'avy amy gne fanomboany. Efa nanoratry ho anareo iaho, ry zatovo, satria mafy enareo, ary gne zakan'Andriamanitra da mipetraky ao aminareo, ary enareo da efa nandresy gne ratsy