tkg_1jn_text_reg/01/03.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 3 Izay efa hitanay sy renay da ambaranay aminareo evakoa, mba hanagnanareo fifandresa aminay evakoa. Gne fifandresa misy eo aminay da amy gne Ray sy amy gne Zanany, Jesosy Kristy. \v 4 Akoizany evakoa, manoratry io rahà io ho anareo ihay mba ho tanteraky gne fifaliantsika. [fagnamaria: Gne dika-zaka taloha sasany da midika akoizao:"Ary manoratry io rahà io ihay mba ho tanteraky gne fifalianareo."]