tkg_1jn_text_reg/01/01.txt

1 line
384 B
Plaintext

\v 1 Izay hatramè fanombohany-izay efa renay, izay efa hitanay tamy gne masonay, izay efa nitenay, ary efa nokasihin'e tagnanay- izay da mikasiky gny Zakan' e fiaina. \v 2 Akoizany evakoa, gne fiaina da nampahafatary, ary hitanay izany, ka mitsanga vavolombelo amizany ihay. Ihay da magnambara aminareo gne fiaina mandrakizay, izay tao amy gne Ray, ary izay efa nampahafantary enay.