auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-02-02 01:02:04 -05:00 committed by root
parent 4f55d2dfbf
commit e4263222d3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa ho anareo, gne hosotra izay noresinareo avy taminazy da hipetraky ao aminareo, ary enareo da tsy mila olo mampianatry anareo. Fa akoizay nampianarin'ny fagnosora anareo gne rahà agnaby da marigny ary tsy vandy, ary akoizay efa nampianarin'izany anareo, da mipetraky ao Aminazy. Androany, ry zanako malala, mimpetraha ao aminazy, mba raha miboda Izy, da hana fahasahia isika ary tsy ho megnatry eo agnatrehany amy gne feviany. Raha fantatrareo fa izy
Fa ho anareo, gne hosotra izay noresinareo avy taminazy da hipetraky ao aminareo, ary enareo da tsy mila olo mampianatry anareo. Fa akoizay nampianarin'ny fagnosora anareo gne rahà agnaby da marigny ary tsy vandy, ary akoizay efa nampianarin'izany anareo, da mipetraky ao Aminazy. Androany, ry zanako malala, mimpetraha ao aminazy, mba raha miboda Izy, da hana fahasahia isika ary tsy ho megnatry eo agnatrehany amy gne feviany. Raha fantatrareo fa izy gne marigny, fantatrareo agnaby fa izay magnon