auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-02-02 01:42:28 -05:00 committed by root
parent 8bdeb555c6
commit 8e43e88f69
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Izay magnota agnaby da magnano izay tsy ara-dalàgna; fa gne fahota da tsy ara-dalàgna. Enareo da mahafantatry fa i Kristy da nambara mba hangala gne fahota, ary ao aminazy da tsy misy fahota. \v 6 Tsy misy olo izay mipetraky ao aminazy ka mbola hagnota koa. Tsy misy olo mbola magnota nahita enazy na nahafantatry enazy.
\v 4 Izay magnota agnaby da magnano izay tsy ara-dalàgna; fa gne fahota da tsy ara-dalàgna.\v 5 Enareo da mahafantatry fa i Kristy da nambara mba hangala gne fahota, ary ao aminazy da tsy misy fahota. \v 6 Tsy misy olo izay mipetraky ao aminazy ka mbola hagnota koa. Tsy misy olo mbola magnota nahita enazy na nahafantatry enazy.