From 8bdeb555c6cc2b79cbd145f021b5a038c2eb1aff Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD135 <> Date: Sun, 2 Feb 2020 01:02:04 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 03/01.txt | 2 +- 03/04.txt | 2 +- 2 files changed, 2 insertions(+), 2 deletions(-) diff --git a/03/01.txt b/03/01.txt index d16a499..4add3b6 100644 --- a/03/01.txt +++ b/03/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 2 Io akoy gn'ino gne fitiava nomen'ny Ray antsika, mba hiantsoa antsika hoe zanak'Andriamanitra, ary izany isika. noho izany antony izany, izao tontolo izao da tsy mahafantatry antsika, satria tsy mahafantatry enazy izany. [Fagnamariha: Gne dika-zaka taloha da tsy maintsy hoe:"ary izany isika."] \v 1 Ry malala, zanak'Andriamanitra isika amizao, ary izany da mbola tsy nambara hoe akoy gn'ino isika. Isika da mahafatantatry fa raha miboda i Kristy, da hitovy Aminazy isika, satria hahita Enazy mitovy Aminazy isika. \v 3 Gne mana izany fatokisa momba gne ho avy mifototry aminazy izany agnaby da madio gne tegnany hadio akoy Izy. \ No newline at end of file +\v 2 Io akoy gn'ino gne fitiava nomen'ny Ray antsika, mba hiantsoa antsika hoe zanak'Andriamanitra, ary izany isika. noho izany antony izany, izao tontolo izao da tsy mahafantatry antsika, satria tsy mahafantatry enazy izany. [Fagnamariha: Gne dika-zaka taloha da tsy maintsy hoe:"ary izany isika."] \v 1 Ry malala, zanak'Andriamanitra isika amizao, ary izany da mbola tsy nambara hoe akoy gn'ino isika. Isika da mahafatantatry fa raha miboda i Kristy, da hitovy Aminazy isika, satria hahita Enazy mitovy Aminazy isika. \v 3 Gne mana izany fatokisa momba gne ho avy mifototry aminazy izany agnaby da madio gne tegnany hadio akoy Izy.\v 5 \ No newline at end of file diff --git a/03/04.txt b/03/04.txt index b73a4b0..e1026df 100644 --- a/03/04.txt +++ b/03/04.txt @@ -1 +1 @@ -Izay magnota agnaby da magnano izay tsy ara-dalàgna; fa gne fahota da tsy ara-dalàgna. Enareo da mahafantatry fa i Kristy da nambara mba hangala gne fahota, ary ao aminazy da tsy misy fahota. Tsy misy olo izay mipetraky ao aminazy ka mbola hagnota koa. Tsy misy olo mbola \ No newline at end of file +\v 5 Izay magnota agnaby da magnano izay tsy ara-dalàgna; fa gne fahota da tsy ara-dalàgna. Enareo da mahafantatry fa i Kristy da nambara mba hangala gne fahota, ary ao aminazy da tsy misy fahota. \v 6 Tsy misy olo izay mipetraky ao aminazy ka mbola hagnota koa. Tsy misy olo mbola magnota nahita enazy na nahafantatry enazy. \ No newline at end of file