auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-02-02 01:02:04 -05:00 committed by root
parent aaa8d2bedf
commit 89b2f2ffc7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mitia isika satria Andriamanitra nitia antsika volahany. Raha misy olo mizaka hoe:"Tiako Andriamanitra" nefa malay gne rahalahany, da mpavandy izy. Fa gne raiky izay tsy mitia gne rahalahany, izay hitny, da tsy afaka gne hitia an'Andriamanitra,izay tsy hitany. Ary, izany evakoa gne didy izayanagnantsika avy aminazy: Ndre ia ndre ia mitia an'Andrimanitra da
Mitia isika satria Andriamanitra nitia antsika volahany. Raha misy olo mizaka hoe:"Tiako Andriamanitra" nefa malay gne rahalahany, da mpavandy izy. Fa gne raiky izay tsy mitia gne rahalahany, izay hitny, da tsy afaka gne hitia an'Andriamanitra,izay tsy hitany. Ary, izany evakoa gne didy izayanagnantsika avy aminazy: Ndre ia ndre ia mitia an'Andrimanitra da tsy maintsy mitia gne rahalahany eva