auto save
This commit is contained in:
parent
bd992cfe40
commit
820fd796df
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 16 Amizay gne hahafantarantsika gny fitiava, satria Kristy nanolotry gn'ainy ho antsika. Isika evakoa da tokony manolotra gn'aintsika ho an'gne rahalshy. \v 17 Fa ndre da ia ndre da ia mana gne haren'izao tontolo izao, ka mahita gne fahasahiragnan'e rahalahany, ary magnidy gne foniny falahelova enazy, amy gne fomba akoignaia gne impetrahany fitiavan'Andriamanitra ao aminazy? \v 18 Ry zanako malalako, ôka isika tsy hitia amy gne zaka na koa amy gne vava, fa amy gn'asa sy fahamarigna.
|
||||
\v 16 Amizany gne hahafantarantsika gny fitiava, satria Kristy nanolotry gn'ainy ho antsika. Isika evakoa da tokony manolotra gn'aintsika ho an'gne rahalshy. \v 17 Fa ndre da ia ndre da ia mana gne haren'izao tontolo izao, ka mahita gne fahasahiragnan'e rahalahany, ary magnidy gne foniny falahelova enazy, amy gne fomba akoignaia gne impetrahany fitiavan'Andriamanitra ao aminazy? \v 18 Ry zanako malalako, ôka isika tsy hitia amy gne zaka na koa amy gne vava, fa amy gn'asa sy fahamarigna.
|
Loading…
Reference in New Issue