auto save
This commit is contained in:
parent
439afcc1ad
commit
5f7ae6431d
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Izay efa hitanay sy renay da ambaranay aminareo evakoa, mba hanagnanareo fifandresa aminay evakoa. Gne fifandresa misy eo aminay da amy gne Ray sy amy gne Zanany, Jesosy Kristy. Akoizany evakoa, manoratry io rahà io ho anareo ihay mba ho tanteraky gne fifaliantsika. [fagnamaria: Gne dika-zaka taloha sasany da midika akoizao:"Ary
|
\v 3 Izay efa hitanay sy renay da ambaranay aminareo evakoa, mba hanagnanareo fifandresa aminay evakoa. Gne fifandresa misy eo aminay da amy gne Ray sy amy gne Zanany, Jesosy Kristy. \v 4 Akoizany evakoa, manoratry io rahà io ho anareo ihay mba ho tanteraky gne fifaliantsika. [fagnamaria: Gne dika-zaka taloha sasany da midika akoizao:"Ary manoratry io rahà io ihay mba ho tanteraky gne fifalianareo."]
|
Loading…
Reference in New Issue