Mon Mar 16 2020 12:07:09 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-16 12:07:09 +03:00
commit 139d33bc0d
49 changed files with 106 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Izay hatramè fanombohany-izay efa renay, izay efa hitanay tamy gne masonay, izay efa nitenay, ary efa nokasihin'e tagnanay- izay da mikasiky gny Zakan' e fiaina. \v 2 Akoizany evakoa, gne fiaina da nampahafatary, ary hitanay izany, ka mitsanga vavolombelo amizany ihay. Ihay da magnambara aminareo gne fiaina mandrakizay, izay tao amy gne Ray, ary izay efa nampahafantary enay.

1
01/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Izay efa hitanay sy renay da ambaranay aminareo evakoa, mba hanagnanareo fifandresa aminay evakoa. Gne fifandresa misy eo aminay da amy gne Ray sy amy gne Zanany, Jesosy Kristy. \v 4 Akoizany evakoa, manoratry io rahà io ho anareo ihay mba ho tanteraky gne fifaliantsika. [fagnamaria: Gne dika-zaka taloha sasany da midika akoizao:"Ary manoratry io rahà io ihay mba ho tanteraky gne fifalianareo."]

1
01/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Izao gne hafatry izay efa renay avy taminazy ka ambaranay aminareo: Andriamanitra da fahazava, ary ao Aminazy da tsy misy mizy mihitsy. \v 6 Raha mizaka isika fa mana fifandresa Aminazy ary mandeha ao agnatin'e mizy, da mavandy isika ary tsy magnano gne marigne. \v 7 Kanefa raha mandea ao amè fahazava isika akoy Izy ao amy gne fahazava, da mana fifandresa amy gne tsiraikiraiky agnaby isika, ary gne ràn'i jesosy Zanany gne magnadio amy gne fahota agnaby.

1
01/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Raha mizaka isika fa tsy manam-pahota, da mamitaky gne tagnantsika isika, ary gne fahamarigna da tsy ao amintsika. \v 9 Nefa raha magneky gne fahotantsika isika, Izay da mahatoky sy marigny amè famela gne fahotantsika ary magnadio antsika amy gnetsy fahamarigna agnaby. \v 10 Raha mizaka itsika fa tsy mbola nagnota, da magnano Enazy ho mpavandy, ary tsy ao amintsika gne zakany.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Anaka, manoratry itoa rahàtoa iaho mba tsy hagnotanareo. Kenefa raha misy magnota, da mana mpisolo vava isika miaraky amy gne Ray, Jesosy Kristy, gne marigne. \v 2 Izy gne fagnavota an'gne fahotantsika, ary tsy gn'antsika avao' fa gne an'izao tontolo izao agnaby evakoa. \v 3 Amizany gne ahafantarantsika fa mahafantatry Enazy isika: raha mitandrina gne didy isika.

1
02/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Gne mizaka hoe:" Mahafantatry an'Andriamanitra iaho"' fa tsy mitandrina gne didiny, da mpavandy, ary gne marigne da tsy ao aminazy. \v 5 Fa na ia na ia mitandrina gne zakany, marigny dato, da ao amizany olo zany gne nagnatanteraha gne fitiavan'Andriamanitra. Amizany gne ahafantarantsika fa ao aminazy isika. \v 6 Gne raiky izay mizaka fa mimpetraky ao amin'Andriamanitra da tokony andeha evakoa izy akoy gne nandehanan'i Jesosy Kristy.

1
02/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ry malala, tsy manoratry didy vaovao ho anareo iaho, fa didy taloha izay efa nanagnanareo hatramè fanomboany. Gne didy taloha da gne zaka izay renareo. \v 8 Fa manoratry didy vaovao ho anareo iaho, izay marigne ao amin'i Kristy sy ao aminareo, satria gne mizy da mandalo, fa gne fahazava marigny da efa mamiratry.

1
02/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Gne raiky mizakafa fa ao amè mazava izy ary mankahala gne rahalahiny da ao agnety mizy hatramizao. \v 10 Gne raiky izay mitia gne rahalahiny da mimpetraky aoamy gne mazava ary tsy hisy fotoa hahakivy enazy. \v 11 Fa gne raiky izay mankahala gne rahalahiny ao amy gne mizy; izy da tsy mahafantatry izay ombany, satria gne mizy da efa nahanjamba gne masony.

1
02/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Manoratry ho anareo iaho, ry naka malala, satria gne fahotanareo da vovela nohon'gn'agnarany. \v 13 Manoratry ho anareo iaho, ry ray, satria fantatrareo gne raiky avy amy gne fanomboany. Manoratry ho anareo iaho, ry zatovo, satria noresinareogne ratsy. Efa nanoratry ho anareo iaho, ry zaza madinikay, satria enareo da mahafantatry gne Ray. \v 14 Efa nanoratry ho anareo iaho, ry ray, satria fantatrareo gn'avy amy gne fanomboany. Efa nanoratry ho anareo iaho, ry zatovo, satria mafy enareo, ary gne zakan'Andriamanitra da mipetraky ao aminareo, ary enareo da efa nandresy gne ratsy

1
02/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Kamitia na an'izao tontolo izao na gne rahà eo aminazy. Raha misy mitia an'izao tontolo izao , da tsy ao aminazy gne fitiavan'ny Ray.\v 16 Fa gne rahà agnaby zany ao amizao tontolo izao-da gne filan'e nofo, gne filan'e maso, ary gny fiboebon'gne fiaina-izay tsy avy amin'ny Ray fa avy amizao tontolo izao. \v 17 Izao tontolo izao sy gne fagniriany da mandalo. Fa na ia na ia magnano gne sitrapon'Andriamanitra da hipetrky mandrakizay.

1
02/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Zaza, ity gne fotoa farany. Aky gne afa renareo fa ho avy gn'antiKristy, androany maro gn'antiKristy izay efa avy. Amizany gne ahafantarantsika fa gne fotoa farany. \v 19 Niala tamintsika indreo, kanefa tsy avy amitsika. fa raha indreo da nipetraky niarky tamintsika. Fa raha niala indreo da nagnambara fa tsy tamintsika.

1
02/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Fa mana fagnasora avy amin'gne Raiky Masina enareo, ary fantatrareo agnaby gne marigny. [fagnamaria: misy dikazaka hafa sasany vaovao izay midika hoe:"mana gne fahalala agnaby enareo." Gne dikazaka sasany taloha da midika hoe:"ary fantatrareo gne rahà agnaby."] \v 21 Tsy nanoratry ho anareo aho satria enareo da tsy mahalala gne marigny, fa satria fantatreo izay ary tsy misy vandy avy amy gne marigny.

1
02/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Ia gne mpavandy fa tsy gne raiky izay mandà fa i Jesosy gne Kristy? Izay olo izay da gn'antikristy, raha mandà gne Ray sy gne Zanaky izy. \v 23 Tsy misy olo izay mandà gny Zanaky ka hana gny Ray. Na ia na ia magneky gne Zanaky evakao da mana gne Ray.

1
02/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Fa ho anareo, ôka izay renareo hatramy gne fanomboany hipetraky ao aminareo. Raha izay renareo hatramè fanomboany gne mimpetraky ao aminareo, da hipetraky ao ambon'ny Zanaka sy so amin'ny Ray evakoa enareo. \v 25 Izany gne fampagnantegna nomeny antsika: da gne fiaina mandrakizay. \v 26 Efa nanoratra izany ho anareo iaho momban'io izay hinday anareo amy gne lalan-diso.

1
02/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa ho anareo, gne hosotra izay noresinareo avy taminazy da hipetraky ao aminareo, ary enareo da tsy mila olo mampianatry anareo. Fa akoizay nampianarin'ny fagnosora anareo gne rahà agnaby da marigny ary tsy vandy, ary akoizay efa nampianarin'izany anareo, da mipetraky ao Aminazy. Androany, ry zanako malala, mimpetraha ao aminazy, mba raha miboda Izy, da hana fahasahia isika ary tsy ho megnatry eo agnatrehany amy gne feviany. Raha fantatrareo fa izy gne marigny, fantatrareo agnaby fa izay magnano gne mety da teraky taminazy.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Io akoy gn'ino gne fitiava nomen'ny ay antsika, mba hiantsoa antsika hoe zanak'Andriamanitra, ary izany isika. noho izany antony izany, izao tontolo izao da tsy mahafantatry antsika, satria tsy mahafantatry enazy izany. [Fagnamariha: Gne dika-zaka taloha da tsy maintsy hoe:"ary izany isika."] \v 2 Ry malala, zanak'Andriamanitra isika amizao, ary izany da mbola tsy nambara hoe akoy gn'ino isika. Isika da mahafatantatry fa raha miboda i Kristy, da hitovy Aminazy isika, satria hahita Enazy mitovy Aminazy isika. \v 3 Gne mana izany fatokisa momba gne ho avy mifototry aminazy izany agnaby da madio gne tegnany hadio akoy Izy.5

1
03/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Izay magnota agnaby da magnano izay tsy ara-dalàgna; fa gne fahota da tsy ara-dalàgna.\v 5 Enareo da mahafantatry fa i Kristy da nambara mba hangala gne fahota, ary ao aminazy da tsy misy fahota. \v 6 Tsy misy olo izay mipetraky ao aminazy ka mbola hagnota koa. Tsy misy olo mbola magnota nahita enazy na nahafantatry enazy.

1
03/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ry zanako malala, kavela hisy olo hamitaky anareo. Gne raiky magnano gne fahamarigna da marigny, akoy gne mahamarigne an'Kristy. \v 8 Gne raiky raiky izay magnota da avy amè devoly, fa gne devoly da nagnota koa amè fanomboany. Noho izany antony izany gne Zanak'Andriamanitra da niboda, mba hahafahany magnapotiky gne asan'e devoly.

1
03/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Ndre da ia ndre da ia naterak'Andriamanitra da tsy hanohy gny fahota satria gne vao avy tamin'Andriamanitra da mipetraky ao aminazy. Tsy afaky manohy fahota izy satria naterak'Andriamanitra. \v 10 Ao amizany gne hagnmbara gne zanak'Andriamanatra sy gne zanaky gne devoly. Ndre da ia ndre da ia tsy magnano gne marigny da tsy avy amin'Andriamanitra; na gne raiky tsy tia gne rahalahany evakoa.

1
03/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Fa izany gne hafatry efa renareo hatrame fanomboany: fa isika da tokony mifakantia, \v 12 fa tsy akoy i Kaina, izay avy amy gne ratsy sy namono gne rahalahany. Fa nagnino izy gne namono enazy? Satria gn'asany da ratsy, ary gn'an'e rahalahany da marigny.

1
03/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Ka gaga, ry rahalahiko, raha mankahala anareo gne tany. \v 14 Fantatsika fa efa niala tamy gne fahafatesa mandea amy gne fiaina isika, satria tia an'gne rahalahy isika. Izay tsy tia da mimpetraky agny amy gne fahafatesa. \v 15 Izay mankahala gne rahalahany da mpamono olo. Fantatrareo fa tsy misy mpamono olo mana fiaina mandrakizay mimpetraky ao aminazy.

1
03/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Amizany gne hahafantarantsika gny fitiava, satria Kristy nanolotry gn'ainy ho antsika. Isika evakoa da tokony manolotra gn'aintsika ho an'gne rahalshy. \v 17 Fa ndre da ia ndre da ia mana gne haren'izao tontolo izao, ka mahita gne fahasahiragnan'e rahalahany, ary magnidy gne foniny falahelova enazy, amy gne fomba akoignaia gne impetrahany fitiavan'Andriamanitra ao aminazy? \v 18 Ry zanako malalako, ôka isika tsy hitia amy gne zaka na koa amy gne vava, fa amy gn'asa sy fahamarigna.

1
03/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Avy amizany gne hahafantarantsika fa avy amè fahamarigna isika, ary mampatoky gne fontsika eo agnatrehanysika. \v 20 Fa raha magameloky antsika gne fontsika, Andriamanitra da zakabe noho gne fontsika, ary mahafantatry gne rahà agnaby Izy. \v 21 Ry malala, raha sy magnameloky antsika gne fontsika, da mana fatokisa amin'Andrimanitra isika. \v 22 Ndre ino ndre ino angatahantsika da ho azontsika avy aminazy, satria isika mitandry gne didiny sy magnano izay ankasitraha eo agnatrehany.

1
03/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Akoizao gne didy: tokony mino gn'agnaran'e Zanany Jesosy Kristy ary mifankatia isika, akoy gn'efa nagnomezany antsika izany didy izany. \v 24 Gne raiky izay mifetsa gne didin'Andriamanitra da mipetraky ao aminazy, ary andriamanitra mipetraky ao aminazy. Amizany gne hahafantarantsika fa izy da mipetraky ao amintsika, amy gne Fagnahy izay nomeny antsika.

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 3

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ry malala, ka mino gne fagnahy agnaby. Fa, mitsapa gne fagnahy mba hahita fa avy amin'Andriamanitra izy io, satria mpaminany sandoky maro gn,efa niala tamizao tontolo izao. \v 2 Amizany gne ahafantaranareo gne Fagnahin'Andriamanitra-gne fagnaha agnaby izay magneky fa i Jesosy Kristy izay tonga nofo da avy amin'Andriamanitra, \v 3 ary gne fagnahy agnaby izay tsy magneky fa Jesosy da tsy avy amin'Andriamanitra. Da izany gne fagnahin'gn'antiKristy, izay efa renareo an-tany. [Fagnamariha: misy dikazaka taloha sasany da midika hoe:"Ary gne fagnahy agnaby izay tsy magneky fa Jesosy tonga nofo da tsy avy amin'Andriamanitra. Izany da fagnahin'gn'antiKristy, izay efa renareo fa ho avy, ary amizao da efa an-tany."]

1
04/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Enareo da avy amin'Andriamanitra, ry zanaka malala, ary efa nandresy endreo, satria gne raiky izay ao aminareo da zakabe mihotry noho gne raiky etoa amizao tontolo izao. \v 5 Indreo da avy amizao tontolo izao; noho izany izay zakaindreo agnaby da avy amizao tontolo izao, ary izao tontolo izao da miteno endreo. \v 6 Avy amin'Andriamanitra isika. Izay mahafantatry gne Tompo da magnambara antsika. Izy izay tsy avy amin'Andriamanitra da tsy magnambara antsika. Amizany gneahafantarantsika gne fagnahan'e fahamarigna sy gne fagnahan'e fahadisoa.

1
04/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ry malala, ôka isika hifankatia, fa gne fitiava da avy amin'Andriamanitra, ary izay mitia agnaby da naterak'Andriamanitra sy mahafantatry an'Andrimanitra. \v 8 Gn'olo izay tsy mitia da tsy mahafantatry an'Andriamanitra, satria da fitiava.

1
04/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Noho izany gne fitiavan'Andriamanitra da nambara tamintsika, fa Andriamanitra da nandefa gne Zanany lahatoka ho an'izao tontolo izao mba ho velo noho Izy isika. \v 10 Ao amizany fitiava zany, tsy gne nitiavantsika an'Andriamanitra, fa gne nitiavany antsika, ary gne nandefasany gne Zanany lahy ho fagnavota gne fahotantsika.

1
04/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Ry malala, raha tia lotry antsika Andriamanitra, da tokony hifankatia evakoa isika. \v 12 Tsy mboa nisy nahita an'Andriamanitra. Fa raha mifankatia isika, da mipetrky ao amintsika Andriamanitra ary gny fitiavany da nteraky ao amintsika. \v 13 Amizany gne ahafantarantsika fa mipetraky ao aminazy isika ary izy ao amintsika, satria izy da nagnome antsika gne sasany amy gne Fagnahy. \v 14 Ary evakoa, efa nahita isika sy efa mitsnga vavolombelo fa Ray da efa nandefa gne Zanany lahy ho Mpamonjy an'izao tontolo izao.

1
04/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Ndre da ia ndre da ia magneky fa Jesosy da Zanaka lahan'Andriaminitra,da mipetraky ao aminazy Andriamanitra ary izy ao amin'Andriamanitra. \v 16 Isika evakoa da nahafantatry ary nino gne fitiavany izay efe nanagnan'Andriamanitra ho antsika. Andrimanitra da fitiava, ary gne raiky izay mipetraky amizany fitiava zany da mipatrky ao amy gn'Andriamanitra, ary Adriamanitra da mipetraky ao aminazy.

1
04/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Noho izany, izany fitiava zany da notanteraha tamintsika, mba hanagnantsika fatokisa amy gn'andron'e fitsara, satria akoIzy, da akoizany evakoa isika etoa amity tany ity. \v 18 Tsy misy tahotry ao amè gne fitiava. Fa, gne fitiava manjary da mangala gne taotry, satria gne tahotry da tsy maintsy miaraky amy gne sazy. Fa gne raiky izay matahotry da tsy niny ho anjary ao amy gne fitiava.

1
04/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Mitia isika satria Andriamanitra nitia antsika volahany. \v 20 Raha misy olo mizaka hoe:"Tiako Andriamanitra" nefa malay gne rahalahany, da mpavandy izy. Fa gne raiky izay tsy mitia gne rahalahany, izay hitny, da tsy afaka gne hitia an'Andriamanitra,izay tsy hitany. \v 21 Ary, izany evakoa gne didy izayanagnantsika avy aminazy: Ndre ia ndre ia mitia an'Andrimanitra da tsy maintsy mitia gne rahalahany evakoa.

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 4

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ndre ia ndre ia mino fa i Jesosy gne Kristy da naterak'Andriamanitra, ary ndre ia ndre ia tia gny Ray evakoa da tia gne zanaka naterany. \v 2 Noho izany gne ahafantarantsika fa tiantsika gne zanak'Andriamanitra:raha tia an'Andriamanitra sy magnatanteraky gne didiny isika. \v 3 Satria izany gne fitiava ho an'Andriamanitra: da gne hagnatanterahantsika gne didiny. Ary gne didiny da tsy mavesatry.

1
05/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Fa gn'olo agnaby izay naterak'Andriamanitra da mandresy an'izao tontolo izao. Ary izany da fandrese izay efa nandresy an'izao tontolo izao: gne finoantsika.\v 5 Ia gne raiky izay mandresy an'izao tontolo izay? Gne raiky izay mino fa i Jesosy da Zanak'Andriamanitra.

1
05/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Izany da gne Raiky izay avy tamy gne rano sy rà: Jesosy Kristy. Izay da avy tsy tamy gne rano avao, fa tamy gne rano sy rà. \v 7 Fa misy telo izay mitsanga vavolombelo: \v 8 gne Fagnahy, gne rano, ary gne rà. Io telo io da mifagnaraky. [Fagnamariha: Gne dikazaka taloha sasany da midika akoizao:"Fa misy telo izay mitsanga vavolombelo agny an-dagnitry: gne Ray, sy gne Zaka, ary gne Fagnahy Masina; ary io telo io da raiky. Ary misy telo izay mitsanga vavolombelo etoa ambony tany: gne Fagnahy, gne rano,ary gne rà; ary io telo io da okoy gne raiky." Na izany koa, gne dikazaka tsara indrindra da tsy midika akoizany."

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Raha magneky gne fitsangana vavolombolon'gn'olo isika, da ho zakabe kokoa gne fitsangana vavolombelon'Andriamanitra. Fa gne fitsangana vavolombelon'Andriamanitra da izao: izy da mitsanga vavolombelo mikasiky gne Zanany. \v 10 Ndre ia ndre ia mino gne Zanak'Anrdiamanitra da mana fitsangana vavolombolo ao amin'izy tegnany. Izay tsy mino an'Andriamanitrada magnano Enazy ho mpavandy, satria izy da tsy nino gne fitsangana vavolombelo izay efa nomen'Andriamanitra mikasiky gne Zanany.

1
05/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Ary gne tsangana vavolombelo da izao: Andriamanitra da nagnome antsika fiaina mandrakizay, ary izany fiana zany da ao amy gne Zanany. \v 12 Gne raiky izay mana gne Zanaka da mana gne fiaina. Gn'olo izay tsy mana gne Zanak'Andriamanitra da tsy mana fiaina.

1
05/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Efa nanoratry ity rahà ity ho anareo aho mba hahafantaranareo fa mana gne fiaina mandrakizay enareo- ho anareo izay mino gn'agnaran'e Zanak'Andriamanitra. \v 14 Akoizany evakoa, izao gne fifagneke izay anagnatsika eo agnatrehany, fa na ino na ino angatahantsika araky gne sitrapony, damiteno antsika Izy. \v 15 Akoizany evakoa. raha fantantsika fa miteno antsika Izy-na ino na ino angatahantsika Aminazy- da fantantsika fa azontsika agnaby izay nangatahantsika taminazy.

1
05/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Raha misy olo riky mahita gne rahalahany magnano fahota izay tsy miteraky fahafatesa, tsy maintsy mivavaky izy, ary Andriamanitra da hagnome fiaina ho anazy. Iaho da mampitaha gne mana izay fahota tsy miteraky fahafatesa. Misy fahota izay miteraky fahafatesa; tsy mizaka iaho hoe tokony hivavaka amizany izy.\v 17 Gne tsy fahamarigna agnaby da fahota, nefa misy fahota tsy miteraky fahafatesa.

1
05/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Fantantsika fa ndre ia ndre ia naterak'Andriamanitra da tsy magnota. Nefa gne raiky izay naterak'Andriamanitra da miaro gne tegnany, ary gny ratsy da tsy afaka gne amin'azy. \v 19 Fantantsika fa avy amy gn'Andriamanitra isika, ary izao tontolo izao da mipetraky ao amy gne ratsy.

1
05/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Kanefa fantantsika fa gne Zanak'Andriamanitra da efa avy ary efa nagnome antsika fahazavan-tsay mba ahafantarantsika gne raiky izay tena marigne. Akoizany evakoa, isika da ao amy gne raiky izay marigny, ao amin'i Jesosy Kristy Zanany. Izy gn'Andrimanitra marigny ary fiaina mandrakizay. \v 21 Anaka, arovy amy gne sampy gne tegnanareo.

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 5

View File

@ -2,7 +2,11 @@
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
<<<<<<< HEAD
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the full license found at http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/.
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> 49d4574020355bc7bc67e7b2d65d3d91749dd4cc
### You are free to:
@ -25,5 +29,8 @@ The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license term
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
>>>>>>> 49d4574020355bc7bc67e7b2d65d3d91749dd4cc

1
front/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Jaona 1

View File

@ -32,6 +32,56 @@
}
],
"parent_draft": {},
"translators": [],
"finished_chunks": []
"translators": [
"MAD135"
],
"finished_chunks": [
"front-title",
"01-title",
"01-01",
"01-03",
"01-05",
"01-08",
"02-title",
"02-01",
"02-04",
"02-07",
"02-09",
"02-12",
"02-15",
"02-18",
"02-20",
"02-22",
"02-24",
"02-27",
"03-title",
"03-07",
"03-09",
"03-11",
"03-13",
"03-16",
"03-19",
"03-23",
"04-title",
"04-01",
"04-04",
"04-07",
"04-09",
"04-11",
"04-15",
"04-17",
"04-19",
"05-title",
"05-01",
"05-04",
"05-06",
"05-13",
"05-09",
"05-11",
"05-16",
"05-18",
"05-20",
"03-04",
"03-01"
]
}