1 line
436 B
Plaintext
1 line
436 B
Plaintext
\v 28 Ary Andriamanitra nanodro tao ame fiangonana ireo apostoly, faharoa ireo mpaminany, fahatelo ireo mpampianatra, avy eo ireo izay magnano asa mahagaga, avy eo ireo fanomezam-pahasoavagny hagnasitragny, ireo izay magnano fagnampiagny, ireo izay magnano gne asan'gne fitatanan-draharaha, ary ireo izay magnano karaza fizaka samihafa. \v 29 Apostoly ve indreo agnaby? Mpaminany aby indreo? Magnano gne asa mahagaga aby indreo rehetra? |