tkg_1co_text_reg/12/09.txt

1 line
524 B
Plaintext

\v 9 Ho ane raiky hafa da nomegny gne finoagny ame alalan'gne Fanahy mitovy, ary ho ane raiky hafa ireo fagnomezam-pahasoavagny hagnasitrgny ame alalan'gne Fanahy raiky. \v 10 Ho ane raiky hafa da nomegny ireo asan'gny hery, ary ho raiky hafa faminaniagny. Ho ane raiky da nomegny gne fahafahagny magnavaky ireo fanahy, ho ane raiky hafa ireo karazany fizaka samihafa,\v 11 ary ho ane raiky sy mitovy avakoa gne miasa ao amin'izany rehetra izany, mognome ireo fagnomezam-panahy ho ane olo tsirairay avy, araky gne nofidiny.