\v 58 Noho izany, ry rahalahy malalako, mioregna tsara ary aza mietsiketsiky. Magnamaroa isanadro ame asan'ny Tompo, satria fantatrareo fa ty very maigny gne asanareo ao amin'ny Tompo.