1 line
292 B
Plaintext
1 line
292 B
Plaintext
\v 1 Amizao mampahatsiahy anareo iaho, roh rahalahy, gne amigne filazantsara zay nambarako taminareo, zay niraisinareo sady zay ijoroanareo. \v 2 Amin'alalan'izany filazantsara zany gne havovonjy anareo, raha mitagny mafy amine zaka notoriko taminareo anareo, raha tsy da hoe minomino fatany. |