tkg_1co_text_reg/15/24.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 24 Avy eo da ho avy gne farany, raha homen'i Kristy ho an'Andriamanitra Ray gne fanjakana.Izany da rehefa hangalaky gne fitsipiky aby sy gne fahefa aby ary gne hery Izy. \v 25 Fa tsy maintsy manjaka Izy mandra-pametrany gne fahavalony rehetra ao ambanin'gne tongony. \v 26 Gne fahavalony farany ho haringany dagne fahafatesagny.