tkg_1co_text_reg/02/08.txt

1 line
368 B
Plaintext

\v 8 Tsy nisy taminareo mpanapak'izao andro izao no nahafantatry io fahendrena io, fa raha natakatry izany indreo tamin'izany fotoagny izany, da tsy ho fantsin-dreo ilay Tompon'ny voninahitra. \v 9 Fa araky izay voasoratry hoe:" gne zavatry izay tsy nisy nahita, tsy nisy gne sofy nandre, tsy nisy eritreritry, ireo zavatry izay nomen'Andriamanitra ho anireo tia azy."